Manome tantsoroka ireo tantsaha mba hampitombo ny vokatra katsaka ny LFL. Tsy ampy 100 000 taonina ny katsaka vokatra eto Madagasikara Tsy ampy 100 000 taonina akory ny katsaka vokatra…
Posts published in “Malagasy”
Ireo lahatsoratra amin’ny teny malagasy.
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny Alarobia 07 Mai 2025 teny amin’ny Bibliothèque Nationale Anosy ny antôlôjia ” Poésie de Madagascar”, nosoratan’i mpikaroka Dominique Ranaivoson. Ny Antôlôjia “Poésie de Madagascar” dia…
Tatamo, nanangana ny orinasa Roofi: « Matetika raisin’olona ratsy ilay hoe vehivavy tanora mandraharaha »
Last updated on août 8, 2019 Rehefa nahavita ny fianarany teny amin’ny ambaratonga ambony i Tatamo dia tsy mba nitady asa toy ireo mpiara-mianatra taminy. Lalan-kafa mihitsy no nizorany. Nisafidy…
Last updated on août 8, 2019 Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny Ampandrana ny tarika Ambondrona androany maraina. Nanararaotra nanome vaovao izy ireo nandritra izany valan-dresaka izany, ary nanararaotra…
Last updated on août 8, 2019 Firifiry moa ny tanora Malagasy no maniry ny hitondra fiovana eto Madagasikara? Ny ankamaroany dia toa variana manakiana fotsiny, toa miandrandra fanovana nefa tsy…
Last updated on août 8, 2019 Vitsy ny tanora sy ankizy mbola tia mamaky boky eto Madagasikara. Antony: miroborobo isan’andro ireo karazan-javatra avo lenta maro samihafa izay mahavariana ny tanora,…
Noho ny fahamaroan’ny olona mbola tsy mahalala ny lalàna eto amin’ny firenena dia natao ny « application » VIEN hanampiana ny olona ny amin’ny tokony ho ataony manoloana ny tranga misy azy.…
Galana Madagascar- Hetsika fizarana « Gel Hydroalcoolique » maimaim-poana ho an’ny fiara fitateram-bahoaka
Last updated on juillet 7, 2020 Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny orinasa GALANA Madagascar hiarovana ny mpitatitra sy ireo mpandeha! Ny faha 18 sy 31 May 2020 dia hisitraka ny…