Last updated on août 13, 2021 Niteraka adihevitra ny didy navoakan’ny ministera ny 22 Aprily 2021 mahakasika ny fanafoanana fandaharana sasany amin’ny haino aman-jery. Namoaka fanambarana ny holafitry ny mpanao…
Posts published in “Malagasy”
Ireo lahatsoratra amin’ny teny malagasy.
Last updated on décembre 9, 2022 Tolona, izay no mbola azo hitenenanana ny eto Madagasikara mahakasika ny fahasalamana ara-pananahana. Araka ny tatitry ny FNUAP, tsy ampy ny fanabeazana ara-pananahana eto…
Sakana ho an’ny fampandrosoana ny tsy fisian’ny tamberin’andraikitra eto amin’ny firenena, hoy ny Masoivoho amerikanina
Sakana ho an’ny fampandrosoana ny tsy fisian’ny tamberin’andraikitra eto amin’ny firenena, hoy ny Masoivoho amerikanina, Robert Yamate, omaly, nandritra ny fanakatonana ny tetikasa « Tamberin’andraikitra eto Madagasikara: miainga amin’ny teoria mankany…
Niverina nanomboka ny Alatsinainy teo ny « Police de la route » ho an’Antananarivo Renivohitra, amin’ny endriny vaovao. Miverina ny « Police de la route » Niverina nanomboka ny Alatsinainy faha 13 janoary teo…
Notanterahina tamin’ny Sabotsy 11 Janoary teo ny famoahana ny mpianatry ny ESTIM’ Andiany faha 15 mitondra ny anarana Fanaja. Navoaka ny Andiany Fanaja avy amin’ny Estim Manodidina ny 100 ireo…
« Manana adidy lehibe amin’ny famerenana ny filaminana sy ny fandriampahalemana ny ministeran’ny Fiarovam-pirenena, ary miara-misalahy amin’ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena sy ny Polisim-pirenena amin’ny fifehezana izany fandriampahalemana izany », io…
Environnement – Le nouveau DG de la Madagascar National Parks insiste sur la culture de conservation
Le nouveau Directeur Général de Madagascar National Parks installe la culture de conservation des aires protégées. Catégorique à la protection de la biodiversité, le Dr Mamy Rakotoarijaona a donné feu…