Tanjona iombonan’ny Oniversite an’Antananarivo sy ny Masoivohon’i Etazonia ny hisitrahan’ny mpianatra kalitaom-pampianarana manara-penitra. Tsara ihany koa ny mampatsiahy fa sady seha-piofanana lehibe ho an’ireo mpampianatra teny anglisy maro eto an-toerana…