Hiara-hiasa amin’ny haino vaky jery ny CNFM ho fanajana ny zo ara-pananahana sy ara-pahasalamanan’ny vehivavy. Fiaraha-miasa amin’ny haino vaky jery Anisan’ny sakana tsy nahavitan’ny Fanjakana Malagasy nanao ny fankatoavana na…
Posts tagged as “fananahana”
Last updated on décembre 9, 2022 Tolona, izay no mbola azo hitenenanana ny eto Madagasikara mahakasika ny fahasalamana ara-pananahana. Araka ny tatitry ny FNUAP, tsy ampy ny fanabeazana ara-pananahana eto…